<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><lyrics>[V1]
 (Maintimolaly)

[V2]
 Sambasamba, Zanahary
 Tamy ny nampidinanao
 Ny Zanakao, malalanao,
 Mba hisolo ny helokay.
 // Tamy ny nampidinanao
 Ny Zanakao malalanao,
 Mba hisolo ny helokay //</lyrics>
<title>Sambasamba Zanahary FFPM79</title>
<hymn_number>79</hymn_number>
</song>